|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  alika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Olona ratsy toetra na vetaveta tsy mahalala menatra: Alika izany raha zaza. / Tsy alikan' izay zaza izany!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Used also in contempt for a human being [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  cynique [1.3#22]
6  Terme d' injure : se disait de la mauvaise conduite [2.415]
Sampanteny 
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)10  alika
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  (alikalika no fampiasa kokoa) Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  l'action de se montrer difficile, méticuleux, délicat [1.3#22]
Sampanteny 
14  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)16  alika
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  Biby fiompy mampinono, mpihina-nofo, avo dia, lehibe noho ny saka, lava sofina sy vava, ary somary lava vatana kokoa (amin' ny ankamaroany, satria maro karazana ny alika). Ny feon' alika dia atao hoe vovò na mivovò; indraindray izy mivovò na mitaraindraina lavareny mandritra ny alina: mitomany valala no filaza azy amin' izay. Na dia mitovy ihany aza ny nantsoin' ny Ntaolo tamin' ny hoe alika sy amboa, ny hoe amboa dia mihajahaja kokoa taminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19  a dog. See also amboa [1.2]
20  a dog [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21  chien [1.3.fr#22, 1.54, 1.8, 1.13]
Voambolana  22  Haibiby: mampinono
Haiendriteny 
23  Tsotra :
Sampanteny 
24  Matoantenin' ny mpanao :
25  Matoantenin' ny iharana :
26  Matoantenin' ny fameno :
27  Anarana :
28  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Lohateny 
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny alika io
Lahatsoratra  35  Randzavola: alika sy amboa ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  36  alika, Ikala, ilaka, laika, liaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08