|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  alina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Arivo folo na arivo impolo; raha atao tarehimarika, dia 10.000: Dimy arivo sy telo alina ariary no vidin' itỳ tany itỳ.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] ten thousand. [Mal. laska(?); sanscrit lasha.]
5  [1.7] ten thousand
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] dix mille
Isam-pirenena  7  [3.1] 10000 ~ 10 000 ~ 10.000 ~ 10,000
Ohatra  8  sy boriky arivo amby enina alina, [2.996]
Voambolana  9  Matematika: rafitrisa
Sampanteny 
10  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Tsanganana sy sary iray takila  16  Ny isa
Lahatsoratra  17  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Teny iditra (2/4)18  alina
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20  [1.1] fotoana tsy anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin' ny ilentehan' ny masoandro ka hatramin' ny iposahany indray ka itankizinan' ny tany ao anatin' ny haizina: Tonga ny alina: indreny mimpendrampendrana ny kintana eny amin' ny lanitra
haizina: Ao anatin' ny alin' ny tsy fahalalana
Fanazavàna teny anglisy  21  [1.2] night, darkness, pertaining to the night. [Mal. ma'lam, mysol malch, night.]
22  [1.7] night
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.8] nuit
Ohatra  24  aza manan'eritreritra hianao
hozaraiko ny andro sy ny alina
ka ny alina azy
ny antoandro anao
[2.131]
25  Indray alina dia nanonofy Razaimalala. [2.324]
Sampanteny 
26  Matoantenin' ny mpanao :
27  Matoantenin' ny fameno :
28  Anarana :
29  Mpamaritra :
30  Tambinteny :
Mpanahaka  31  ankaly, lahaly
Kamban-teny 
Lohateny  65  Eny, alina (Randja Zanamihoatra)
66  Kintana ny mamatonalina (Rajaofera Fredy)
67  Nadika tamin' ny alina : Traduit de la nuit (Rabearivelo Jean-Joseph)
68  Vetsovetson' ny sasakalina (Ratany Samuël)
Ohabolana  69  Ohabolana misy io teny alina io
Lahatsoratra  70  Randzavola: alina ao amin' ny Baiboly (=> andro)

Teny iditra (3/4)71  alina
Sokajin-teny  72  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  73  [1.1] lany andro, very fotoana, tratra aoriana: Alina foana eo ianao raha hiandry azy
Fanazavàna teny frantsay  74  [1.3] qui est en retard, surpris par la nuit; qui se fatigue en vain: Alina foana eo hianao (Vous n'en viendrez pas à bout)
Sampanteny 
75  Matoantenin' ny iharana :
76  Anarana :
77  Mpamaritra :
78  Tambinteny :
Kamban-teny 

Teny iditra (4/4)80  alina
Sokajin-teny  81  anarana
Fanazavàna teny anglisy  82  [1.2] [Provincial] provincial for adina

Fivaditsoratra  83  ailan, Alain, alain', alany, alina, anila, ialan, ilana, laina, lania, liana, naila, nalai, niala

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08