Teny iditra amaninombilahy (amany, omby, lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry famonoana bibikely toy ny moka, parasy sns...(Cleissthantus perrieri) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay appellation botanique: Leptolaena multiflora [Rakotovao: Bois]
Voambolana 
Anarana siantifika Cleissthantus perrieri, Leptolaena multiflora
Mpitovy hevitra anjananjana ~ sarifatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31