Teny iditra (1/2) | 1 ambany atsimo |
Singan-teny | 2 ambany, atsimo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 avy any ambany atsimo: "Vonjeo e! [2.445#83] 5 Nokatrohan' izy telo lahy ny tanimbary ao ambany atsimo ka vita vetivety foana [1.1] 6 Nony teo ambany atsimon' ny tanànan' Anahimalemy dia nialana ny fiarakodia rehetra. [2.356#87] 7 Omby iray no anay taty an-tanàna fa ny sisa dia nozarain-dry zareo tao ambany atsimo. [2.643#24] 8 Nazava dia nazava ny alina tamin'izay ary nangina dia nangina, ka tsy nisy zavatra re afa-tsy ny fisiaky ny ahitra sy ny fimonomonon'ilay renirano kely tao ambany atsimo nifangaro tamin'ny feon'ny tamotamo [2.324] 9 [Ikopa] ... renirano lehibe eto Imerina, miandoha ao avaratra-atsinanan' i Manjakandriana, dia mandalo eo ambany atsimon' Antananarivo [1.10] |
Mpanahaka | 10 ambany avaratra, ambany atsinanana, ambany andrefana |
Teny iditra (2/2) | 11 Ambany Atsimo |
Sokajin-teny | 12 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Ohatra |
13 Zazalahy mbola vao folo taona monja no nampikaikaika ireo mponina tao amin'ny fokontany ambany atsimo [4.14] |
Tsanganana sy sary iray takila |
14 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 15 Ambany Atsimo, ambany atsimo, Ambany Atsimo, ambany atsimo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |