| Teny iditra | 1 Ambatobevanja |
| Singan-teny | 2 vato, 3 be, 4 vanja |
| Sokajin-teny | 5 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
6 Ny zanak' Ambatobevanja, Re lahy!
[2.69#218]
7 Teny izy no nitoetra nandritra ny taona vitsivitsy nianarany tao Ambatobevanja. [2.356#86] 8 Fa nifanila trano izy mirahalahy ireo ao Ambatobevanja, Ralaiarivony, ao aminy efitra avaratra, ambany sy ambony [2.59#140] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|