Teny iditra |
ambin > ambina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Asa atao mba hiarovana -- amin' ny fiandrasana azy -- zavatra na biby na olona, sao simba na sendra loza: Ataovy tsara ambina ny tranontsika, Rabe havako Asa atao mba hisakanana biby na olona sao mandositra: Nataon-dry zalahy ratsy ambina ilay mpangalatra efa azo ka lasa nilefa indray [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Watch, guard, patrol. See andry
[1.2]
|
| A watch, a guard [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de garder, de surveiller [1.8]
|
Ohatra | Izy no nanao tsara ambina ny vavatany avy tao andrefana.
[2.508]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
ambin > ambina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zara tsara, vintana tsara [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Used in the following: ambinina,
manambina
[1.2]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
ambin > amby
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Amin'ny, sy [1.78]
|
| Ny mihoatra: Misy ambiny ireto voankazo ireto ka hatao ahoana? Omeo an' izay zandriny indrindra ny ambiny Ampiasaina eo amin' ny filazana isa mihoatra ny isan-tokony folo hatrany, ka eo anelanelan' ny folo sy roapolo, dia ambin' ny no ampiasaina, ary ankoatra an' io kosa, amby fotsiny: Dimy ambin' ny folo ~ Telo amby valopolo ~ Dimy amby zato. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Excess, surplus, the thing over. It is much used in counting, as, roa amby ny folo, two in excess of ten, hence twelve. In the provinces we have folo roa amby, and so with all the other numbers. It was also used formerly in repeating numbers in the ceremony of circumcision, as, isa amby roa, one and two; roa amby roa, two and two. [1.2]
|
| Excess, surplus [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Excédent, surplus [1.8]
|
Fanazavàna teny malagasy | Elanelan'ny iditra sy ny voaka [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Solde, reste [1.13]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
amby,
ambiny,
ambin',
ambin-,
ambim- |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
ambin > amby
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tarehimarika ankavanana indrindra amin'ny isa tsimivaky [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Chiffres des unités [1.13]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
ambin > amby
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Vehivavy ratsy fitondran-tena [1.78]