|
|
|
|

Teny iditra1  ampahadimy
Fototeny  2  dimy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#65][ampahadimy] Ampahany amin' ny zavatra nozaraina dimy: Omeo azy ny telo ampahadimin' io mofomamy io
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2#118][ampahadiminy] the fifth part, one fifth
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#104][ampahadiminy] un cinquième
Ohatra  7  Ary rehefa misy vokatra, dia haterinareo ho an' i Farao ny ampahadiminy; [2.996#01.047.024]
8  nisy anaram-bola toa vao no-foronina, dia ny iraimbilanja, ampahadimin' ny ariary [2.436#59]
9  Koa dia tonga tao Andranovelona Ramboasalama, nihaona tamin'ny Zafinandriamamilaza, nandray an'i Marovatana ampahadiminy, sy ny tanin'ny Zafinandriamamilaza. [2.508#376]
Voambolana  10  Matematika: rafitrisa
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Mpanahaka  12  fahadimy, ampahatelo, ampahefatra, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  ampahadimy, hampiadiam

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11