Teny iditra | 1 ampahefatra |
Fototeny | 2 efatra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ny antoko iray, na ny vongana iray, amin' ny zavatra nozaraina efatra mitovy [1.10#E6] 5 Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina efatra: Ny ampahefatry ny roapolo dia dimy [1.1#66] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 one fourth [1.2#130] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 un quart [1.3#119, 1.5#97] 8 quartier [1.13.fr#15] |
Ohatra |
9 ny entana hafa ampahefatry ny vidiny [2.366#29] 10 Dia lasany tamin' izay ny ampahefa-kareny sy ny fanjakany [2.69#44] 11 Iza no mahisa ny vovok' i Jakoba, Na mahisa ny ampahefatr' Israely? [2.996#04.023.010] 12 Fa andeha efaro itsy harena hanalan' ialahy ny any ialahy ampahefany [2.293#18] 13 Tsy dia maharitra loatra ny angano iray fa eo amin'ny ampahefatra adiny [2.606#95] |
Voambolana |
14 Matematika: rafitrisa |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 16 ampahatelo, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25 |