Teny iditra ampalo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Rivotra avy any andrefana [1.1]
Voambolana 
Renianarana rivotra
Anarana iray reny alapoie, ambarao, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19