Teny iditra | varatraza | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Rivotra mangatsiaka avy atsimo, atsinanana mitsoka amin' ny volana Jiona sy Jolay any amin' ny tapany avaratra sy avaratra andrefana [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | vent violent du sud, synonyme de tsioky atsimo [Goedefroit: Or Rose] | |
Voambolana | Haitoetrandro | |
Tsipelina hafa | varatrazy | |
Mpanahaka | alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ variona | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/14 |
![]() |