Teny iditra | 1 rambondanitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Rivotra mifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana, ka izay voafaoka ao anatiny (vovoka, ravinkazo, poti-javatra madinika...) dia entiny misangodina miaraka aminy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [rambin-danitra] A water-spout 5 [1.7] [rambin-danitra] a waterspout, the funnel of a tornado |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] [rambin-danitra] trombe |
Voambolana |
7 Haitoetrandro |
Singan-teny | 8 rambo, lanitra |
Mpanahaka | 9 alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny rambondanitra io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |