Teny iditra | tafiotra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Rivotra mahery [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Haitoetrandro | |
Mpanahaka | alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |