|
|
|
|

Teny iditra1  andevo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny ambany indrindra ara-pirazanana amin' ny foko iray taloha izay nanompo ny hafa, izany hoe tsy nanana ny zon' ny olona afaka fa teo ambany fifehezan' ny tompony lalandava: Ny fivavahana kristianina no anisan' ny nanafoana ny andevo teto ambonin' ny tany
Mpanompo: Izaho angaha andevonao no anananao fahefana?
4  [1.13] olona very zo tamin'ny fanjakan'andriana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] a slave
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] esclave ou traité comme tel
7  [1.11] quatrième et dernière classe de la société en Imerina et au Betsileo. Les Andevo constituaient bien moins une caste qu'une catégorie de gens de peine au service de tout homme libre, Andriana ou Hova. Ils étaient de trois sortes en Imerina: les Zazahova (Andriana ou Hova ayant perdu leur liberté par suite de crimes ou de dettes), les prisonniers faits à la guerre, et les esclaves étrangers, Makoa ou Masombika. -- Aux Andevo étaient réservées toutes les corvées de la maison ou des champs ou du portage ...
8  [1.8, 1.13] esclave
Ohatra  9  Ny andevo dia nihahohaho eran' ny tanàna. [1.38]
10  Koa amin'izany, ry rahalahy, tsy zanak'andevo isika, fa zanak'olona afaka. [2.996]
Voambolana  11  Hainifiaraha-monina
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny andevo io
Teny nalaina  33  Soratra misy io teny andevo io

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21