Teny iditra andro iray toa zato
Singan-teny andro ; iray toa zato
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Andro misy fifaliana be noho ny zava-nitranga taminy na noho ny hafaliana entiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy One day like a hundred [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Un jour qui en vaut cent, jour de fête [1.3]
 Un jour sans pareil [1.8]
Ohatra 
1Amin' ny kabary am-panambadiana, ohatra, andro iray toa zato ka samy manampatra [2.285]
2Andro iray toa zato izao ihaonana izao, ary fotoana fidinihana sy fifametrapetrahana [2.346]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20