Teny iditra | 1 androngo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Biby mandady misy tongony efatra, mivelona eny an-tsaha, fa indrindra eny amin' ny tamboho sy ny rindrin' ny trano ray a, anaty hazo,... (halavany: eo amin' ny 20 sm) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a species of lizard. 5 [1.7] a lizard |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.54] lézard gris 7 [1.8] lézard |
Ohatra |
8 ity olona mitentim-pitatra, mihoditr' androngo, ka tofoka aho. [2.69] |
Voambolana |
9 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 11 antsiantsy, matahotrandro, sitry |
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny androngo io |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |