Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : androngo | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Androngo an' asa: (amin' ny tany asaina) ka samy miaro ny rambony tsy ho tapaka. [1.1]
Androngo an-asa : ka samy miaro ny rambony tsy ho tapaka. [2.165 #1170, 2.558 #235, 2.653 #218] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Samy mamonjy ny ainy avy raha misy olona miasa tany fa sao tapaky ny angady eo ny rambo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des lézards dans la terre qu' on laboure: chacun s' esquive pour sauver sa queue (pour l' empêcher d' être coupée par les coups de bêche). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Androngo efa hita ka na mitsipelika aza tsy mahataitra intsony. [2.558 #236]
Androngo efa hita : na mitsipelika aza, tsy mahataitra intsony. [2.415 #5685, 2.653 #219] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lézard qui s' est montré : il a beau s' agiter, il n' effraie plus. [2.415 #5685] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qu'on ne redoute plus. [2.415 #5685] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Androngolahy manetsa : mandro matetika vao mavo lamosina. [2.558 #237]
Androngolahy manetsa : mandro matetika vao mavo lamosina ; tongo-dririnina : hosoran-tsavony vao mihavasoka. [2.415 #701, 2.653 #227] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lézard à l' époque du repiquage du riz : il prend des bains fréquents et il a le dos sale ; les pieds en hiver, on les enduit de savon et ils sont ternes. [2.415 #701] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des officiers concussionnaires. [2.415 #701] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Androngolahy milanja voantay : izy milanja ny manga indray no milaza Androngo milanja Aza manao androngolahy milanja voantay, ka izy milanja ny manga indray no milaza | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lézard qui porte un bousier : il porte une riche proie, et voilà qu' il se plaint d' avoir mal aux dents. [2.415 #700] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le peuple est exploité, et ce sont les exploiteurs qui se plaignent. [2.415 #700] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Androngo may, antsiantsy mirehitra: izay may mamonjy rano. [2.558 #238, 2.653 #220] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Androngo mangataka, ka ny mody no ady. [2.558 #242]
Androngo nangataka ka ny mody no adiny. [1.1 #23] Androngo nangataka : ny mody no adiny. [2.415 #703, 2.653 #224] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lézard qui est allé chasser : le difficile c' est de rentrer chez lui. [2.415 #703] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des concussionnaires, mais aussi du sens propre, de ceux qui revenaient après une chasse. [2.415 #703] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Androngo miditra ala : ny tompon-tany ihany no aloha. [2.415 #613, 2.653]
Androngo miditra ala, ny tompon-tany no mialoha lalana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lézards qui vont sous bois : ce sont les habitués du pays qui vont devant. [2.415 #613] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe se disait des chefs qui étaient les premiers, mais opprimaient le peuple ; dans un sens plus général, il signifiait que les gens habitués à un métier devaient donner l'exemple. [2.415 #613] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Androngo milanja lolo : be | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lézard qui transporte un papillon : la charge est volumineuse, mais le profit maigre. [2.974 #360] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Androngo milanja vonin' avoko : ny mihinana tsy toy inona, fa ny mielo mena no tsy tanty. [2.415 #704]
Androngo nilanja vonin' avoko, ny mihinana tsy ela, fa ny mielo mena no tsy tanty. [2.558 #245] Androngo nilanja vonin' avoko: ny mihinana tsy toy inona, fa ny mielo mena no tsy tanty. [2.653 #226] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lézard qui porte une fleur d'avoko : la manger, ce n' est pas une affaire, mais le dangereux c' est de porter un parasol rouge. [2.415 #704] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La fleur d' avoko est rouge ; le proverbe fait allusion au parasol rouge, signe de la souveraineté ; le sens est que les officiers concussionnaires ne craignent que le souverain. [2.415 #704] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Androngo nahazo voangory: ny mihinana tsy toy inona, fa ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lézard qui a pris un hanneton : le manger n' est pas une affaire, mais le difficile c' est de briser ses ailes. [2.415 #702] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | S'appliquait aux officiers concussionnaires qui prenaient soin d'empêcher les résistances des exploités. [2.415 #702] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Androngo: tapaka vao mirebika. [1.1]
Tapaka vao mirebika, tahaka ny androngo. [2.558 #4100] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona mifaly aorian' ny fahoriana nihatra taminy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Aza dongidongy miendrika androngo, ka mandany ny tsaramasom-bahoaka. [2.165 #597, 2.558 #445]
Dongaingingaingy miendrika androngo, ka mandany ny tsaramasom-bahoaka. [2.974 #158] Midongidongy Tsy mety raha dongaingingaingy Tsy mety raha dongidongy Tsy mety raha | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faire le boudeur comme le lézard, et dévorer les haricots de tout le monde. [2.415 #6403]
Il n' est pas permis d' enfoncer la tête dans les épaules, de prendre des airs de lézard, et de dévorer les haricots des gens. [2.415 #3994] Ne prenez pas un air boudeur comme un lézard, pour aller manger les haricots des gens. [2.165] Prendre des airs contrits comme un lézard gris, et dévaster les haricots d’autrui. [2.974 #158] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Avoir l' air inoffensif et gruger tout le monde. [2.415 #6403]
Se disait des paresseux vivant aux dépens des autres. [2.415 #3994] Se dit de quelqu' un qui paraît inoffensif et dont on ne se méfie pas, et qui fait pourtant du mal. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Aza manao dian' androngo, fa manaova dian-tana. [2.415 #6105] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne marchez pas légèrement et inconsidérément comme le lézard, mais marchez comme le caméléon, dont un oeil regarde en avant, et l' autre en arrière. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Soyez prudent. [2.415 #6105] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Bibilava nisambotra androngo ka manantena ny fahalavana. [2.558 #893]
Bibilava nisambotra androngo ka nanantena ny fahalavana. [2.165 #950] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un serpent ayant pris un lézard a profité de ce qu' il (le serpent) était le plus long (donc aussi le plus fort). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Fivalon' androngo: ka ny fotsy no mby ambany. [2.165]
Fivalon' androngo ka ny fotsy no mby ambony. [2.558 #1184] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les replis d' un lézard: ce qui est blanc est en dessous. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce qui est blanc devrait se montrer, et n' être pas dessous, mais dessus. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Manasaha voay | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Manihika an-tanety : androngo no azo. [2.653 #1616]
Manihika an-tanety ka androngo no azo. [2.165 #1696, 2.558 #2108] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pêcher au panier sur la terre ferme, et attraper des lézards. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Mihanta tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Capricieux et exigeant, on s' amuse avec une cuisse de lézard. [2.415 #1657] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Ny antsiantsy no manana anaka ka ny androngo no vaky manta. [2.558 #2900]
Ny antsiantsy no manan-janaka, ka ny androngo no voky maina. [2.165 #2168, 2.415 #728] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les petits lézards verts ont des petits, et le grand lézard androngo s' en régale gratuitement. [2.415 #728]
Un petit lézard a des petits, et un grand lézard trouve un repas gratuit. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il mange les petits de l' autre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Ny sitry no manana anaka, ka ny androngo no Ny sitry no | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Rafotsibe leon-toho ka ny androngo kely avy no andosirana. [2.558 #3504]
Rafotsibe leon-toho: ny androngokely avy no andosirana. [2.415 #1897, 2.653 #2606] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vieille qui est dégoûtée des petits poissons qu' on appelle toho : elle fuit jusqu' aux lézards. [2.415 #1897] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Elle fuit jusqu' aux apparences qui lui rappellent l' objet de son dégoût. [2.415 #1897] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Tapaka vao mirebika, ohatra ny androngo. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Dytiques du printemps : s' ils volent ils sont mangés par les oiseaux ; s' ils restent en place, ils sont mangés par les lézards. [2.415 #7]
Un dytique au printemps (au moment de la sécheresse): s' il vole il est mangé par un oiseau, et s' il se tient sur la terre il est pris par un lézard. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les petits, quoi qu'ils fassent, sont destinés à être victimes. [2.415 #7] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Tsy misy be alahelo tahaka ny maty vady, fa raha manitsaka androngo, mitsinjaka. [2.653 #3511]
Tsy misy be alahelo tahaky ny maty vady, fa raha manitsaka androngo, mitsinjaka. [2.415 #1345] Tsy misy be alahelo toy ny maty vady, fa raha mandray lavenona mitehaka. [2.558 #302] Tsy misy be alahelo toy ny maty vady, fa raha manitsaka androngo mitsinjaka. [2.558 #4705] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Personne n' a autant de chagrin qu' une femme qui vient de perdre son mari, et cependant quand elle foule aux pieds un lézard, elle danse. [2.415 #1345] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le sens est que toute douleur doit cesser dans certains cas et quelle cesse avec le temps. [2.415 #1345] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Tsy soa tsy ratsy Tsy soa tsy ratsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ni beau ni laid, comme l' extérieur d' un lézard : pour dire qu' il est beau, il a la bouche trop pointue ; mais pour dire qu' il est laid, il a cependant des bigarrures. [2.415 #5835] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Tsy soa tsy ratsy ohatra ny hoditr' androngo. [2.165, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ni bon ni mauvais, comme la peau d' un lézard. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Tsy zoin-kabary, ka mitakoko ny androngo, Tsy zoin-kabary ka mitakoko ny vorondolo; | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Valaben' ny androngo ny ampiantany, fa tsy misy mpiahy. [2.415 #2756, 2.653 #3597, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les murs en terre sont les grands enclos des lézards car personne n' a soin d' eux. [2.415 #2756] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des petits qui ne peuvent compter que sur eux-mêmes. [2.415 #2756] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||