|
|
|
|

Teny iditra1  antoandro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny fotoan' andro aorian' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana (hatreo amin' ny 8 ka hatramin' ny 12 ora): Mifohaza, rankizy, fa efa antoandro ny andro.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] Full day, broad daylight.
5  [1.7] full daylight, the daytime
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#54, 1.8, 1.6#125] le grand jour
7  [1.6#125] midi
8  [2.415#6544] Le plein jour, de sept heures du matin à cinq heures du soir, mais surtout de huit heures du matin à midi
Ohatra  9  ny tokony ho atoandro|antoandro nosoratantsika atoandro|antoandro [2.285#38]
10  Izany hoe: ny roa lahy miasa antoandro, ny roa lahy miasa alina [2.471]
11  Efa antoandro be ny andro, nefa tsy mbola nisy zavatra reny ihany sady tsy nisy fiantsoana [2.324]
12  Rehefa vita ny sakafo atoandro dia samy nihevitra ny hiala sasatra avokoa, satria nikasa ny handry ta [2.2588]
13  Indray alahady atoandro, miaramila anankiray amin' ireo hafa mpiresaka tamin' izy telo lahy ary avy ao Antananarivo no nanasa azy ho any an-tranon-dray aman-dreniny [2.472#134]
Voambolana  14  Fotoana
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
16  Anarana :
Tsipelina hafa  17  atoandro
Mpanahaka  18  antoandrobe, antoandrobenanahary
Kamban-teny 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny antoandro io

Fivaditsoratra  24  anondrota, antoandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21