Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : antoandro | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Any an' ala no mandoro tavy, ka Imerina no manjavona antoandro (hariva). [2.558 #311] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Antoandro amin' ny maim-bohon-dravina. [2.415 #6545] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand le dos des feuilles qui reçoit la rosée est sec, vers huit ou neuf heures du matin. [2.415 #6545] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Antoandro faka ronono, ka nilaozan’ ny omby niboridana. [2.653 #249]
Antoandro faka ronono, ka nilaozan’ ny omby nihahaka. [2.653 #249, 2.974 #182] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui tarde à venir traire les vaches, risque de les trouver déjà dispersées. [2.974 #182] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Antoandro ny andro. [2.415 #6547] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il fait grand jour. [2.415 #6547] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Appel aux travailleurs : allons-y. Autre sens : il est tard. [2.415 #6547] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Antoandro tsy mifoy hao, ka alina vao manao piakoho. [2.415 #6208, 2.558 #297, 2.653 #250] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne pas écraser les poux quand il fait jour, et, la nuit arrivée, pincer les ongles. [2.415 #6208] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Laisser passer l' occasion, et se mettre à l' oeuvre quand on n'est plus servi par les circonstances. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Aza manao hiran' ilay jamba : izaho mahiratra indray no ilazana izay tsy antoandro. [2.415 #6183, 2.558 #513, 2.653 #460] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme dans les chants des aveugles : c' est à moi qui vois clair, que les aveugles disent qu' il ne fait pas jour. [2.415 #6183] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas vouloir en remontrer à de plus habiles que soi. [2.415 #6183] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Aza manao tahaka any ilay kamo : voky antoandro, entiko matory aza izany; voky alina, entiko miasa aza izany. [2.653 #506]
Aza manao tahaka an' ilay kamo : voky antoandro, entiko matory aza izany ; voky alina, entiko miasa aza izany. [2.415 #3901] Aza manao tahaka ilay kamo : voky antoandro, entiko matory aza izany, voky alina entiko miasa aza izany. [2.558 #579] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme le paresseux quand il est bien repu le jour, il dit : si je pouvais aller au lit avec un tel repas ; et quand il est bien repu la nuit, il dit : si je pouvais aller au travail avec un tel repas. [2.415 #3901] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Aza manao Aza manao Aza manao Manao | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N' ayez pas la confiance du crapaud : le jour il se barricade chez lui, et la nuit il va se promener. [2.415 #6217] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est le contraire qu'il faut faire. [2.415 #6217] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Aza matoky takona ka mihira kary antoandro. [2.558 #708] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Mitoto vary antoandro : manala sahato ny akoho. [2.415 #3711, 2.653 #1889] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Piler du riz en plein jour, c' est s' attirer les malédictions des poules. [2.415 #3711] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On y voit clair et on répand pas les grains hors du mortier. [2.415 #3711] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Mitsotra alina fa mivonkina antoandro toa sokina. [2.558 #2509]
Mitsotra alina, mivonkina antoandro toa sokina. [2.415 #2041] Mitsotra alina, | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Original et fantasque : il s' ouvre la nuit et se ferme le jour, comme le hérisson. [2.415 #2041] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Ny aina toy ny tavim-bilany, ka tsy fantatra izay Tavim-bilany ny aina ka tsy fantatra izay | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa malia aoka izany ny aina ka tsy hitahita akory ny hahapotehany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vie est comme un têt de marmite : on ignore quand elle se brisera, le jour ou la nuit. [2.415 #2769]
La vie est comme un têt de marmite: on ne sait quand elle se brisera, pendant le jour ou pendant la nuit. [2.165 #2092] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Ny aina tsy mba landihazo : raha antoandro ny andro mibo-haka. [2.415 #2771, 2.653 #2129] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vie n' est pas comme le fruit du cotonnier qui se dilate en plein jour. [2.415 #2771] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de la brièveté de la vie. [2.415 #2771] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Ny mpamosavy aza mivoaka misasaka alina dia hita ihany, ka indrindra fa izay manao ratsy antoandro. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On voit même les sorciers sortant à minuit, et combien mieux ceux qui font du mal en plein jour. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Omby miakatra antoandro, ka mikaroka voly horaotina. [2.415 #4562, 2.653 #2554]
Omby miakatra antoandro, ka mitady voly horaotina. [2.558 #3440] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Boeufs rentrés au village trop tôt : ils cherchent des plantations à brouter. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ils n' ont pas eu leur compte. [2.415 #4562] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Rafotsibe mivaro-boanatsindrana : ny antoandro | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Sakafom-borondolo ka ny alina no miantoka ny antoandro. [2.415 #4318, 2.558 #3791, 1.1]
Sakafom-borondolo: ny alina no miantoka ny andro. [2.653 #2828] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Repas de chouette; la nuit suffit pour la journée. [1.3]
Repas de hibou : la nuit suffit pour la journée. [2.415 #4318] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le voleur se dédommage la nuit de ce qu'il n' a pas gagné par son travail dans la journée. [2.415]
Se dit d'un repas copieux fait le soir et dédommageant de ce que l'on n'a pas mangé le jour. [1.3] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Tsy ra feo antoandro toa mpiambina. [2.165 #2173]
Tsy re feo antoandro toa mpiambina. [2.415 #3158, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qu' on n' entend pas pendant le jour, comme la garde (de nuit). [2.165 #2173, 2.415 #3158] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||