|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  atsimo andrefana
Singan-teny  2  atsimo, andrefana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] sisiny iadian' ny lafiny atsimo sy ny lafiny andrefana
Ohatra  5  Vazaha voanjo naka toerana tao atsimo andrefan' i Moramanga tao [2.643#34]
6  Tanàna malaza tany Asia Minora, tao akaikin' ny vodivona atsimoandrefana indrindra, iza. [1.38#569]
Voambolana  7  Toerana

Teny iditra (2/2)8  Atsimo Andrefana
Singan-teny  9  atsimo, andrefana
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11  [3.1] faritra anatin' ny faritanin' i Toliara
Voambolana  12  Pôlitika
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  35  Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 
36  37 

Fivaditsoratra  38  atsimo andrefana, Atsimo Andrefana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05