Teny iditra |
ba
|
Sokajin-teny | mpampitohy
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Mba [1.78]
|
| [Tanala]
Mba: Ñ'kamo mihinañ'akida ka ba maniry 'hodiny à? (ilay kamo homan'akondro ka mba mitsiry va re ny hodiny e?) [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Marque l'interrogation [1.82]
|
|
Teny iditra |
ba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Fery, vay [1.78]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
ba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny fingadonan' ny andalan-tononkalo, izay avy amin' ny toeran' ny tsindrimpeo amin' ny andalana tsirairay avy: Misy karazany roa ny ba, dia ny ba mingadona (ohatra Làpa) ary ny ba mitsaika (ohatra Tàratra) Fomba fandrefesana ny feo amin' ny mozika: Ba efatra izany mozika izany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Bar in music [Eng. Bar.] [1.2]
|
| A measure in music; time in music [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mesure en musique [1.8]
|
Ohatra | Betsaka ny tanora mankafy ny Kalon'ny Fahiny: te hahafantatra sy hifehy ny Ba Gasy
[4.12]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Ny fihaviany | Anglisy: bar. Frantsay: battre (la mesure).
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
ba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [frantsay bas] Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin' ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina manara-dalàna amin' ny vin-korise na vim-ba: Manana akanjo ba mangamanga i Koto kely / Mahay manao ba ny vadin-dRabe Fonon-tongotra rehefa atao anaty kiraro [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Stockings, socks. [Fr. Bas] [1.2]
|
| Knitting [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [français bas] tricot [1.8]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ny fihaviany | Frantsay: bas.
|
|
Teny iditra |
ba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava]
Karazan' oviala misy vodiny boribory sahala amin' ny tavolo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Sakalava]
A shrub [1.2]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
ba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [frantsay banc] Hazo fisaka lavalava misy tongony, natao hipetrahana Dabilio [1.1]
|
Ny fihaviany | Frantsay: banc.
|
|
Teny iditra |
ba~
|
Sokajin-teny | tovona
|
Fanazavàna teny anglisy | A prefix joined to many roots, a balelaka [primary root lelaka] [1.2]
|
|
Teny iditra |
Ba
|
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fanazavàna teny malagasy | Singa mivaingana, faha-56 amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Barium. [3.1]
|
Voambolana |
|