Teny iditra (1/4) | 1 baba |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bara, Sihanaka, Tanosy]
ray 4 [1.78] [Bara, Betsimisaraka, Sihanaka, Tanosy] dada 5 [1.1] Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry Lehilahy efa antitra dia antitra, konka |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] father |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] (vieux mot). Papa |
Ohatra |
8 tsy tiako akory izany, ry baba. [2.69#] 9 maty aho ty baba, maty aho ty neny! [2.606#] |
Voambolana |
10 Fifandraisana: fianakaviana |
Tovy hevitra | 11 aba, ada, dada, ikaky, ray |
Mpanahaka | 12 aba, kaky |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 15 baba |
Sokajin-teny | 16 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] Tsara tarehy, kanto (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny mpisolo anarana fanao tovana ny: Babany izany raha tarehin' olona Tsy leo amin' ny zavatra ataony, manan-daza, manehoeho |
Fanazavàna teny anglisy |
18 [1.2] an expression of surprise mingled with pleasure. Beautiful! capital! Famous! [Swa. Beba, root of verb with the same meaning.] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3] Beau, magnifique, fameux |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 22 baba |
Sokajin-teny | 23 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.78] [Taisaka]
miharihary |
Teny iditra (4/4) | 25 baba |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
27 [1.1] jereo babaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |