Teny iditra | 1 Baiboly |
Sokajin-teny | 2 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.38#115] ny teny hoe "Baiboly" dia entina milaza indrindra ny Soratra Masina, izay hita ao amin' ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao. 4 [1.1] Anaran' ny boky misy ny Soratra Masina rehetra; mizara roa ny baiboly, dia ny Testamenta taloha sy ny Testamenta vaovao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] the Scriptures, the Bible |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] nom que les Protestants donnent à la Bible |
Ohatra |
7 Mamaky ny baiboly ny sasany. [2.445] 8 Mba nomena baiboly izy hamaky. [2.356] 9 Momba ny fandrosoan' ny fandikana ny baiboly. [2.528] 10 dia ny mampiely baiboly homena ny olona tahanana baiboly; [2.59] 11 Dia nosoratan' iny Commandant tamin' ny baiboly ny anaran-dRadama. [2.649] |
Voambolana |
12 Soratra Masina |
Tovy hevitra | 13 biblia |
Lohateny |
14 Abidin' ny Baiboly (Randrianasolo Bernard) 15 Diksionera amin' ny Baiboly (Evans) 16 Ny Baiboly (Rabary Jean-Joseph) 17 Ny Baiboly sy ny fampielezana azy amin' izao tontolo izao (Ramiandry J) 18 Ny Diksionary amin' ny Baiboly () |
Lahatsoratra |
19 Randzavola: Baiboly |
Fizahan-takelaka |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/22 |