Teny iditra | 1 banjina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fijerena mifantoka tsara amin' izay jerena; filerana tsara maharitra, tsy mipy; fijerena ombam-pandinihana feno fisainana fatratra. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 eritra, jeriana, and tsendrina, are all used in the provinces for banjina. See dinika, harika, vandrina, vandravandra [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 regard attentif, considération [1.3] |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |