|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  boraka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Mivaha fatorana, misokatra fonosana, mivoraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  délié, défait, déballé, révélé, manifesté [1.3]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/2)11  boraka
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  Anaran-javamaniry fampiasa atao fanafody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14  a composite herb, which is used for diseases of the bowels [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15  nom d'une herbe qui sert de remède contre maux de ventre. [Tankarana] [1.19]
16  (de l'adjectif boraka : défait, étalé, sans tenue ; allusion au port de ces plantes). Helichrysum lecomtei R. Vig. & Humbert et Helichrysum selaginifolium (DC.) R. Vig. & Humbert. La décoction est un excellent désinfectant intestinal : (odi-kibo) = « remède du ventre ». On l'administre aux enfants qui souffrent de diarrhée profuses et de coliques. [Merina] [1.196]
17  [Sihanaka]
Voambolana  18  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20  bakaro, bakora, baroka, boraka, kabaro, karabo, raboka, robaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14