Teny iditra (1/6) | 1 dada |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fiantsoana na filazana ny ray niteraka: tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza àry i dada izay? teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain' ny tena: Hialoha lalana anao aho, ry dada, fa aza fady |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] father, dad |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] père |
Ohatra |
6 Manao ahoana i dada? [2.4#] 7 Nomen' i dada azy ny adiresiko. [2.472#] 8 Tao an-trano nivazavaza foana i dada. [1.369#] |
Tovy hevitra | 9 aba, ada, baba, ikaky, ray |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny dada io |
Teny iditra (2/6) | 17 dada |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin' ny amponga, izay fanaon' ny lehilahy ihany |
Fanazavàna teny anglisy |
20 [1.2] a mode of dancing, in which the feet are made to imitate the beating of a drum |
Voambolana |
21 Kilalao |
Teny iditra (3/6) | 22 dada |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.78] [Tambahoaka]
adaladala |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.19] [Tankarana]
un peu fou, bête, cf. dahidahy |
Tovy hevitra | 26 dadoa |
Teny iditra (4/6) | 27 dada
![]() |
Sokajin-teny | 28 anarana (lahy) |
Fanazavàna teny frantsay |
29 [1.66] hevi-mahazatra, hevi-tiana |
Teny iditra (5/6) | 30 dada
![]() |
Sokajin-teny | 31 anarana (lahy) |
Fanazavàna teny frantsay |
32 [1.66] (fitenin' ankizy) soavaly |
Teny iditra (6/6) | 33 Dada |
Singan-teny | 34 dada |
Sokajin-teny | 35 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Voambolana |
36 Haisoratra: boky |
Mpanoratra |
37 Solonomenjanahary Ranivoarisoa |
Fivaditsoratra | 38 dada, Dada |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |