Teny iditra | 1 dihizina |
Fototeny | 2 dihy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ifaliana anaovana dihy: Vaovao mahafinaritra tahaka izany ha tsy hodihizina |
Ohatra |
5 Ny fanambadiana hoy izy, dihizina amboalohany [2.59] 6 Ny sasany dia marary ka dihizina, ireo no atao hoe « Bilo » [1.353] 7 fa rehefa maty kosa vao dihizina sy ilanonana havaloana vao alevina ny razana. [2.113] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny dihizina io |
Fivaditsoratra | 13 dihizany, dihizina, hadiziny, hazidiny, hidizany, hidizina, hizidina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |