Teny iditra |
drakotra > rakotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka, Tanala]
Takotra, sarona [1.78]
|
| Zavatra atao eo ambony zavatra hafa mba tsy hahitana azy na hiarovana azy: Rako-pandriana Sarona Vato fisaka lehibe izay narakotra ny loaka azo nidirana tao antampon' ny vavahady taloha raha nikodiavana kodiarambato lehibe izay natao hidiny ny vavahady [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A cover of any kind. See Takotra. [1.2]
|
| A cover [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Couvercle, ce qui couvre [1.8]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
drakotra > rakotra
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny frantsay | Couvert [1.8]
|
Ohatra | Rakotra ny tany sy ny tokotany rehetra:
[2.472]
|
|