|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  erà
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toerana
Fanazavàna teny malagasy  4  Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Amont [1.3#128]
Tovy hevitra  6  ira
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)8  era
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1]
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :

Teny iditra (3/4)14  era
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  Filazana [1.78]
17  Fifanarahana [1.78]
18  Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19  Consent, permission [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20  Permission [1.3#128, 1.8]
21  Action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3#128]
22  Action de demander la permission [1.8]
23  Avis [1.82]
Sampanteny 
24  Matoantenin' ny mpanao :
25  Matoantenin' ny iharana :
26  Matoantenin' ny fameno :
27  Anarana :
28  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (4/4)31  era
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny anglisy  33  Fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17]

Fivaditsoratra  34  are, erà, rea

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15