Teny iditra erà
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Amont [1.3]
Voambolana 
Tovy hevitra ira
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 

Teny iditra era
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra era
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Filazana [1.78]
  [Bara] Fifanarahana [1.78]
 Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Consent, permission [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Permission [1.3, 1.8]
 Action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3]
 Action de demander la permission [1.8]
  [Taisaka] Avis [1.82]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra era
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15