Teny iditra | 1 eso |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana: Tsy tantiko ny eson' ny mpanankarena ka aleoko mitokantokana atỳ ambanivohitra 4 Fanarabiana, famazivaziana, dokadoka hamazivaziana, ihomehezana: Isaky ny mandalo ilay mandringa dia matin' ny eson' ny zanakao amin' ny farahehy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 scorn, mockery [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 mépris, moquerie, raillerie [1.3] |
Ohatra |
7 Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. [2.471] |
Voambolana |
8 Ontam-po |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 14 Tebaka, fanebahana, fanatsizarizariana, zimba, fanazimbana, famotsifotsiana15 haraby, vosobosotra, famazivaziana, famosobosorana. |
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny eso io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |