|
|
|
|

Teny iditra1  ezaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanaovana ny faran' ny azo atao: Manao an' ezaka Rangahy io rehefa miasa
Fikelezana aina, fikirizana: Tsy ampy ezaka ilay zazalahy ka tsy nahavikina ny hady
Halaviran-dalana antonintoniny: Lavitra ezaha ihany hatreto ka hatrery am-body paiso.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a serious effort
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#133, 1.5] course
6  [1.3#133, 1.5] tension
7  [1.3#133] ce mot s'applique à tout acte moral ou physique fait avec effort, élan, entrain, application, violence, contrainte
8  [1.8, 1.5] effort
9  [1.8] entrain
Ohatra  10  Lavitra ezaka hatreto sy hatrany (Il y a une bonne trotte d'ici là) [1.3]
11  Hanao ezaka araka izay vitantsika. [2.472]
12  Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko. [2.583]
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  22  aezak, akeza, ezaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21