|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tohana eo ivelan' ny zavatra iray mba hananany hery bebe kokoa
Fifikirana amin' ny zavatra, fanankinana mafy ny tongotra mba tsy hianjera
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] that which is the sustinence or support of another.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#137] soutien, support, action d'appuyer solidement une chose, de se cramponner, d'appuyer les pieds pour ne pas tomber, de se retenir en marchant
figuré: obstination
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)17  fahana
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.78] [Taisaka] sakafo
20  [1.1] Sakafo omem-bahiny
Hanina, sakafo: Ataovy tsara fahana ny zazakely
Anjara hanina: Ento ny fahan-kisoa homena azy
Ilay zavatra mampipoaka ny basy, ny tafondro: Fahan-tafondro. / Saika loza fa, hay, mbola nisy fahany ilay basy
Ny hery ananan' ny vimiaina mampandeha ny famantaranandro: Tsy ampy fahana ny famantaranandronao matoa nijanona sahady
Ilay kofehy mifampiditra amin' ny tenan' ny tenona mba haha-lamba azy, (ka ny fahana mitsivalana fa ny tenany mitsangana): Ny jabo dia lamba rofia, izay ny fahany landihazo!
Fanazavàna teny anglisy  21  [1.2] that without which nothing has any consistency
nourishment, strength, ration, subsistence, complement
that which has been made firm, complete, or solid
a gun charge
a present of food to strangers
the weft in weaving
22  [1.7] a gift of food, food
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.3#137] cadeau en vivres offert à un étranger, nourriture, ration
charge d'une arme à feu
action de monter une horloge, un ressort, la trame d'un tissu
24  [1.82] [Taisaka] qu'on nourrit
25  [1.8] cadeau en vivres; nourriture
Ohatra  26  Aoka haterana fahana ny vahiny (Apportons à l'étranger en cadeau en vivres) [1.3#137]
27  Ratsy fahana ny soavaly ka mahia (Le cheval est mal nourri et est ainsi maigre) [1.3#137]
28  Ity ny faham-borona hamahananao ny vorombe (Voici la ration des oies) [1.3#137]
29  Ireto ny faham-basy dimy (Voici cinq cartouches) [1.3#137]
30  Ratsy fahana ny famantaranandro (La montre n'a pas été bien montée) [1.3#137]
31  Antsodio ny fahan-tenona (Mettez en bobine ce qui doit servir de trame au tissu) [1.3#137]
Voambolana  32  Toe-karena: hanina
Haiendriteny 
33  Tsotra :
34  Tovonana :
Sampanteny 
35  Matoantenin' ny mpanao :
36  Matoantenin' ny iharana :
37  Matoantenin' ny fameno :
38  Anarana :
39  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)47  faha~na
Sokajin-teny  48  tsirinteny saradroa [Fitanisana]

Fivaditsoratra  49  afahan, fahana, faha~na, fanaha, hafana, hafàna, hanafa, nafaha, nahafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08