| Teny iditra (1/2) | 1 faha~ |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fony, tamin' ny andron' i...: Noenjehina ny Kristianina faha Ranavalona reniny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 prefix of past time. Before voyels, fah- only is used. The following words will illustrate its use: fahagola, faharazana, fahavaratra, fahavelony, fahazaza, fahiny, fahireny, fahizay
[1.2#146] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 du temps de, à l'époque de, sous le règne de
[1.3#136] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 8 Fotoana |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 18 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 10 faha~ |
| Sokajin-teny | 11 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Tovona fampiasa eo alohan' ny teny milaza isa: -- mba hanaovana mpamaritra milaza filaharana: Fahadimy, fahasivy ambin' ny folo; -- mba hilazana isan-drefy: Fahatelo, hono, ny halalin' itỳ rano itỳ; / Lamba antsasa-pahadimy; -- mba hilazana vanin' andro: Lasa tamin' ny Fahavalon' ny volana nankany Fianarantsoa izy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 a prefix to numerals, making them ordinal and (rarely) fractional. Before vowels fah- only is added. This prefix may be added to all except iray, one, for which number voalohany is employed; but when the iray occurs in compounds, eleven, twenty-one, etc., the fah- can be added; it is used however in speaking of the Prime Minister's chief aide-de-camp, who is fahirainy. [Cf. vaga, used in an exactly similar way in the Melanesian languages]
14 the commencement of all abstract nouns formed from the verb in maha-, as: fahalalana, from lala; fahendrena, from hendry; fahadiony, from dio, etc. [1.2] 15 prefix, when one was ..., at the time of, as: fahagòla (in olden times), fahazàza (when one was a child) 16 prefix to numerals, as: fahatelo: third in order; and so with other numerals 17 prefix to nouns; typically meaning a state of [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 préfixe, du temps de... ex: fahagòla (anciennement), fahazàza (du temps où l'on était enfant)
19 préfixe qui sert à former les adjectifs ordinaux, ex.: fahatelo: le troisième : et ainsi pour les autres numéros 20 préfixe qui sert à former des substantifs abstraits [1.8] |
| Ohatra |
21 Ary faha 23, vonto ny alahamady
[2.48]
|
| Fivaditsoratra | faha~, 22 hafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|