|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  faka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny enti-milaza ny fototry ny zavamaniry milentika any ambanin' ny tany ka mampiorina azy tsara ary koa misintona ny sakafony avy ao; matetika no mirantsandrantsana eran' ny tany any ny fakan' ny hazo lehibe
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a root. [Mal. akar (?).]
5  [1.7] root, cause
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] racine, cause
7  [1.196] (dans toute l'île) (du malais aka). Nom général des racines, de la partie souterainne d'un végétal ; ny fakan-kazo : les racines d'un arbre. Action de s'enraciner : mamaka ; enracinnement ou reprise d'un bouture : famakana ; on dit aussi latsa-paka pour une bouture qui a bien repris, qui s'est bien enracinnée. L'adjectif fakaina qualifie les plantes qui ont beaucoup de racines, un chevelu bien développé ; lava-faka, les arbres puissamment enracinés, avec les racines qui retiennent bien les terres, comme le voandelaka.
Ohatra  8  Vahatra faka toy ny fakan-kazo. [2.69]
Voambolana  9  Haizavamaniry
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
Kamban-teny 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny faka io

Teny iditra (2/3)22  faka
Fototeny  23  aka
Sokajin-teny  24  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  25  [1.1] Fomba entina maka: Toy izao no faka ireny voankazo ireny
Azo alaina, tokony halaina: Olona tsy faka taranaka

Teny iditra (3/3)26  faka
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny anglisy  28  [1.2] In the provinces it also means the private parts.
Fanazavàna teny frantsay  29  [1.19] [Tankarana] parties indécentes.

Fivaditsoratra  30  afak, FAAK, faka, kafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02