Teny iditra (1/4) | 1 fana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra nohafanaina fanindroany indray: Fanam-bary |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] heat. [Mal. panas; Friendly Is. mafana; others, bafanet, mofanas.] 5 [1.7] heat |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] la chaleur, le chaud, action de chauffer, de réchauffer 7 [1.8] chaleur |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/4) | 23 fana |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.1] Fanaovana izay hampahafana ny vehivavy vao avy niteraka mba hisorohana ny sovoka |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.3] action de se tenir au chaud |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 34 fana~ |
Sokajin-teny | 35 tovona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
36 [1.2] the commencement of modal and relative nouns from verbs in mana- in which no change is made in the initial consonant of the root, as fanamarina, and fanamarinana [manamarina, from marina, adj., root arina.] |
Fanazavàna teny frantsay |
37 [1.3] préfixe formant les substantifs verbaux des verbes en mana- |
Teny iditra (4/4) | 38 fa~na |
Sokajin-teny | 39 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 40 afan, fana, fana~, fa~na |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |