|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fanahy
Fototeny  2  hahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina manahy na mamelatra zavatra amin' ny toerana talaky andro mba ho maina: Tsy toy izao, retsy, no fanahy vary, ry Ketaka [1.1]

Teny iditra (2/4)5  fanahy
Fototeny  6  ahy
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  Fomba entina manahy
9  Zavatra ao amin' ny olombelona entiny manahy ny amin' ny tenany, mampahatsiaro tena azy: Very fanahy mbola velona ohatra ny valala voatango
10  Zavatra mampiavaka ny olona amin' ny biby: Ny fanahy no olona.
11  Saina mieritreritra, fahendrena: Ny manam-panahy mody voky fa ny adala manesika ihany.
12  Ilay zavatra tsy mety maty fitambaran' ny saina sy ny sitra-po ao amin' ny olombelona izay misaraka amin' ny vatana rehefa maty ny olona mba ho any amin' ny fiainana any an-koatra: Hivavaka ho an' ny fanahin' ny maty isika.
13  Toetra: Manao fanahin-jaza.
14  Fahasalamana: Nahakepoka ny fandrenesana an-dRakoto maty tampoka: olona tsara fanahy izao izy no niala tao an-trano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15  the mind, the seat of thought, anxiety, or care; care for, thoughtful concern; tact, disposition, character, intelligence, knowledge; the soul, the immortal part of man. See nahy. [1.2]
16  the spirit, the soul; an attitude or temperament [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17  esprit, âme; attitude ou tempérament [1.8]
Ohatra  18  Toetra no lazaina hoe fanahy eto. [1.316#]
19  Fa misy fanahy handalana, Re lahy! [2.69#]
20  Fanandratana ny fanahy maha-olona. [1.317#]
Voambolana  21  Filôzôfia
Haiendriteny 
22  Tsotra :
23  Tovonana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lohateny 
Ohabolana  41  Ohabolana misy io teny fanahy io
Lahatsoratra  42  Randzavola: fanahy ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/4)43  fañahy
Sokajin-teny  44  anarana
Fanazavàna teny malagasy  45  fitaka [Bara] [1.78]
Haiendriteny 
46  Tsotra :
47  Tovonana :

Teny iditra (4/4)48  Fanahy
Sokajin-teny  49  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Ohatra  50  Velona amin'ny fanahy isika, ka aoka handeha amin'ny fanahy [2.996]
Voambolana  51  Soratra Masina
Tsanganana sy sary iray takila  52  Fitanisana

Fivaditsoratra  53  fahany, fanahy, fañahy, fahany, fanahy, fañahy

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16