Teny iditra (1/4) | 1 fana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Toetran' ny zavatra nohafanaina fanindroany indray: Fanam-bary [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 heat. [Mal. panas; Friendly Is. mafana; others, bafanet, mofanas.] [1.2] 5 heat [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 la chaleur, le chaud, action de chauffer, de réchauffer [1.3] 7 chaleur [1.8] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/4) | 17 fana |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 Fanaovana izay hampahafana ny vehivavy vao avy niteraka mba hisorohana ny sovoka [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 action de se tenir au chaud [1.3] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 26 fana~ |
Sokajin-teny | 27 tovona |
Fanazavàna teny anglisy |
28 the commencement of modal and relative nouns from verbs in mana- in which no change is made in the initial consonant of the root, as fanamarina, and fanamarinana [manamarina, from marina, adj., root arina.] [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
29 préfixe formant les substantifs verbaux des verbes en mana- [1.3] |
Teny iditra (4/4) | 30 fa~na |
Sokajin-teny | 31 tsirinteny saradroa |
Fivaditsoratra | 32 fana, fana~, fa~na, fana, fana~, fa~na, fana, fana~, fa~na |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |