Teny iditra | faraingo | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra mailodoha, farango [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A bend, a curve, anything curved as a hook. See baraingo [1.2] | |||||||||||||||
A hook [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Crochet [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra | Lesoka ambanin' ny rano ny sifotra, totohondry vita, sakafo tapany, mitondra faraingo mody, ody resin-jaza kamboty sy ny mananon-tena;
[2.69] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | angarofy, faraingo, farangoy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |