Teny iditra fatidra
Singan-teny fatitra ; ra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba atao amin' ny alalan' ny fatitra ifampihinanan' ny olona roa ra mba ho mari-piwkaizana mafy: Nanao fatidra hono, Radama rainy sy i Hastie
Sakaiza na namana mifankatia fatratra: Tsy mahagaga raha tsy mahafoy an-dRakoto Rabe: fatidrany hatry ny ela iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ fati-dra ] Blood brotherhood; the ceremony of entering into a mutual and solemn pledge of friendship or brotherhood. It is performed by each party partaking of a small piece of liver, etc., mixed with the blood of the other party. [1.2]
 The ceremony of blood brotherhood [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Parenté de sang; cérémonie pour marquer cette parenté [1.8]
 Alliance par le sang [1.13]
Kamban-teny 
Mpanahaka  fanange ~ sakarivo
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10