Teny iditra |
fana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra nohafanaina fanindroany indray: Fanam-bary [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Heat. [Mal. panas; Friendly Is. mafana; others, bafanet, mofanas.] [1.2]
|
| Heat [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | La chaleur, le chaud, action de chauffer, de réchauffer [1.3]
|
| Chaleur [1.8]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
fana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hampahafana ny vehivavy vao avy niteraka mba hisorohana ny sovoka [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de se tenir au chaud [1.3]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
fana~
|
Sokajin-teny | tovona
|
Fanazavàna teny anglisy | The commencement of modal and relative nouns from verbs in mana- in which no change is made in the initial consonant of the root, as fanamarina, and fanamarinana [manamarina, from marina, adj., root arina.] [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Préfixe formant les substantifs verbaux des verbes en mana- [1.3]
|
|
Teny iditra |
fa~na
|
Sokajin-teny | tsirinteny saradroa
|
|