|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Toetran' ny zavatra nohafanaina fanindroany indray: Fanam-bary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  heat. [Mal. panas; Friendly Is. mafana; others, bafanet, mofanas.] [1.2]
5  heat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  la chaleur, le chaud, action de chauffer, de réchauffer [1.3]
7  chaleur [1.8]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/4)17  fana
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  Fanaovana izay hampahafana ny vehivavy vao avy niteraka mba hisorohana ny sovoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20  action de se tenir au chaud [1.3]
Sampanteny 
21  Matoantenin' ny mpanao :
22  Matoantenin' ny fameno :
23  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)26  fana~
Sokajin-teny  27  tovona
Fanazavàna teny anglisy  28  the commencement of modal and relative nouns from verbs in mana- in which no change is made in the initial consonant of the root, as fanamarina, and fanamarinana [manamarina, from marina, adj., root arina.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  29  préfixe formant les substantifs verbaux des verbes en mana- [1.3]

Teny iditra (4/4)30  fa~na
Sokajin-teny  31  tsirinteny saradroa

Fivaditsoratra  32  fana, fana~, fa~na, fana, fana~, fa~na, fana, fana~, fa~na

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19