Teny iditra |
fetin > fety
(ety)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Convenance, consentement, assentiment [1.3]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
fety,
fetiko,
fetinao,
fetiny,
fetintsika,
fetinay,
fetinareo,
fetin',
fetin-,
fetim- |
Tovonana : |
-pety,
-petiko,
-petinao,
-petiny,
-petintsika,
-petinay,
-petinareo,
-petin',
-petin-,
-petim- |
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
fetin > fety
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fankalazana amim-pomba manetriketrika ny fitsingerenan' ny andro lehibe iray: Tao aloha, nisy roa ny fetim-pirenena malagasy: dia ny 26 Jiona sy ny 14 Oktobra, ilay voalohany fahatsiarovana ny nahazoana ny fahaleovantena ary ilay faharoa fahatsiarovana ny nijoroan' ny Repoblika Firavoravoana lehibe, lanonana: Nanao fety izahay tamin' ny fankalazana ny mariazin' ny zokinay [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A festival, a holiday [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fête, réjouissance publique [1.8]
|
Ohatra |
1 | andro zoma no fety tamin'izao
[2.59]
|
2 | Ka nandeha ry zareo namonjy lanonan' ny mpanjaka, fetin' ny mpanjaka
[2.606]
|
3 | Halan' ny foko ny voaloham-bolana amam-petinareo
[2.996]
|
4 | fitaomana biriky ho an' ny sekolim-piangonana, fakana bozaka ho an' ny tranoheva fanaovam-pety, fanaovam-bokatra samihafa tsy miato
[2.470]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
fety,
fetiko,
fetinao,
fetiny,
fetintsika,
fetinay,
fetinareo,
fetin',
fetin-,
fetim- |
Tovonana : |
-pety,
-petiko,
-petinao,
-petiny,
-petintsika,
-petinay,
-petinareo,
-petin',
-petin-,
-petim- |
|
Ny fihaviany | Frantsay: fête.
|
|
Teny iditra |
fetin > Fety
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Anaran' olona |
|
|