Teny iditra (1/3) | 1 fetsy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taimoro]
lainga 4 [1.78] [Tanosy] fantatra, hay 5 [1.1] Mahay, kinga eo amin' ny hevitra: Efa fetsy itỳ zanako itỳ fa mahalala misaotra raha omena zavatra |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] cunning, skillful, shrewd, sharp. 7 [1.7] sly, cunning, sharp |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.8] rusé, fourbe |
Ohatra |
9 Nosokafan'ilay fetsy ny sobika. [2.442#] 10 Olona fetsy sady masiaka no nampoizin'ny Betsileo ho hita. [2.298#] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 16 kapetsy, kapotsaka, kalita, mantsana, fiharatra, fatsaka, fangoloka, holokoloka, hoboka aty, fangotsoka, fangotsohana, fanganga, hotsohotso, galofantsy, famantsy, gagilahy, gagivavy, fanalolahy, fanalovavy, konjo, karàna, fatsoralahy, fatsoravavy, be gararo, be saroro, be safary, be karijo |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Lohateny |
Teny iditra (2/3) | 22 fetsy |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
24 [1.2] little things transplanted, or planted here and there. (Prov.) |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.19] [Tankarana]
riz, ou autres, transplantés. (kètsa). |
Voambolana |
26 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 28 fetsy |
Sokajin-teny | 29 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
30 [1.78] [Bara]
hafatra |
Fivaditsoratra | 31 fetsy, fitse |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |