Teny iditra | 1 fialonana |
Fototeny | 2 alona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] alahelo noho ny soa azon' ny sasany: Mikiky andro aman'alina an' izay mitahiry azy ny fialonana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] jealousy |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] la jalousie |
Ohatra |
7 ary inona no asan'ny harena amin'ny olona be fialonana? [2.996] 8 Fantatro fahita amin' ny olona sasany ny fialonana. [2.472] |
Voambolana |
9 Ontam-po |
Mpanahaka | 10 mialona, mitsiriritra, ory hava-manana, malahelo vady voky, kikisan' ny fialonana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny fialonana io |
Fivaditsoratra | 14 analofany, fanalonay, faniloana, fialonana, fiolanana, ifanolana, nafalinao, nafalonay, nalafinao, nalofanay, nialofana, nilaofana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |