Teny iditra fiarahamonina (araka, onina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fitambaran'ny taranja anadihadiana ny fiainan'ny olombelona [SLP 1986]
 [ fiarahamonina ] fitambaran' ny trano, tany, faritra sy ny vahoaka mbamin' izay miara-dia aminy eo amin' ny fiainana [Akademia 2005]
Fandikana frantsay [ fiarahamonina ] histoire, géographie, instruction civique, socio-économie [SLP 1986]
 [ fiaraha-monina ] société [SLP 1986]
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1natambatry ny fiarahamonina vaovao. [Randriamamonjy: Tantara]
2Io no endrika fiaraha-monina voalohany [Rabemolaly: Fary]
3Manahirana mantsy ny fiaraha-monina amin'ny olona sasany [FOFAFIPE: Haivola]
4Mampiseho koa anefa izany fa eo an-dalam-piovana ny fiarahamonina. [Razafiarivony: Harivolana]
5Famosahan-kevitra ilaina ny mangataka amin' ny sokajy isan-tokony eo anivon' ny fiarahamonina handray anjara amin' ny fampandrosoana. [SeFaFi ]
6Tena ilain' ny fiarahamonina na ny polona tsirairay, amin' ny ankapobeny, izy ireo. [NewsMada , 2019/02/22]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31