|
|
|
|

Teny iditra1  fiarahamonina
Singan-teny  2  fiarahana, monina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13.mg#70] fitambaran'ny taranja anadihadiana ny fiainan'ny olombelona
5  [1.62][fiarahamonina] fitambaran' ny trano, tany, faritra sy ny vahoaka mbamin' izay miara-dia aminy eo amin' ny fiainana
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13.fr#70][fiarahamonina] histoire, géographie, instruction civique, socio-économie
7  [1.13.fr#70][fiaraha-monina] société
Ohatra  8  natambatry ny fiarahamonina vaovao. [2.508#23]
9  Io no endrika fiaraha-monina voalohany [2.285#267]
10  Manahirana mantsy ny fiaraha-monina amin'ny olona sasany [2.445#13]
11  Mampiseho koa anefa izany fa eo an-dalam-piovana ny fiarahamonina. [2.606]
12  Famosahan-kevitra ilaina ny mangataka amin' ny sokajy isan-tokony eo anivon' ny fiarahamonina handray anjara amin' ny fampandrosoana. [4.27]
13  Tena ilain' ny fiarahamonina na ny polona tsirairay, amin' ny ankapobeny, izy ireo. [4.43]
Tsipelina hafa  14  fiarahamonina
Kamban-teny 
Lohateny  20  Ny Fiangonana eo amin'ny Fiaraha-monina eto Madagasikara : Église et Société à Madagascar (EKAR – Evêques de Madagascar)

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19