|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fivalanana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  valana
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] Fandehanana an-dakana manaraka ny rano mandeha midina
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] The descent of a river
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3#176] Le cours d’une rivière
Tohi-kevitra  9  fiorihana
Mpanahaka  10  anava

Teny iditra (2/2)11  fivalanana
Sokajin-teny  12  anarana
Fototeny  13  valana
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] Fangerena, na koa ny faikan' ny sakafo izay avoakan' ny zavamananaina avy amin' ny tsinainy
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3#176] lieux d'aisance, purge, excréments
17  [1.196] (racine valana : écoulement rapide de liquide). Nom poli des excréments, selles (les noms vulgaires sont diky et tay). S'emploie aussi dans le sens de purge, produit purgatif. (voir fampivalanana, plus correct). [Merina]
18  [Betsileo]
Ohatra  19  [2.445#] Tazo sy ny fivalanana no aretina tena mamely azy ireo.
Voambolana  20  Fahasalamana
Mpanahaka  21  diky, tay

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10