Teny iditra (1/3) | 1 fofoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#178] coup, atteinte, chute |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 5 fofoka |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Dona, fahavoazana, fahatrarana Sery be |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.7] the grippe, the Asian flu |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3#178, 1.8, 1.54] grippe 10 [1.196] [Merina] le nom qu'on donne à la grippe ; aux maladies qui abattent beaucoup un malade |
Voambolana |
11 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 17 fofoka |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.196] On appelle fofoka les herbes battues mais non encore tressées. Celles qui ne s'aplatissent pas bien et ne sont pas assez souples sont dîtes ratsy fofoka. Quant à celles qui reprennent leur forme primitive après le battage, on les appelle botala. Elles sont impropres à faire des nattes. |
Voambolana |
20 Haizavamaniry |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 25 afofok, fofoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/30 |