|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fondro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] hofan-trano, ets.
4  [1.78] [Taisaka] sarany, hofan-trano, ets
5  [1.78] [Sihanaka] hofa, hofany
6  [1.78] [Tanosy] hofa, sara
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] [Provincial] hire, wages. See karama, tamby
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.82] [Taisaka] prix du loyer
9  [1.3#184] Reproche, blâme, censure, faute, tâche
Tovy hevitra  10  fondrony

Teny iditra (2/2)11  fondro
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] Tsiny, fanakianana avy amin' olona, hadisoana: Miala tsiny miala fondro
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.2, 1.7] blame, censure
15  [1.2] reproach, fault. See tsiny
16  [1.7] ; used in set expressions, as tsiny aman-pondro
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.8] blâme, censure, s'emploie surtout dans des locutions comme tsiny aman-pondro
Voambolana  18  Filôzôfia
Tovy hevitra  19  adidy, soketa, tsiny
Kamban-teny 
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny fondro io

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/04