|
|
|
|

Teny iditra1  fonombimainty
Singan-teny  2  fo, omby, mainty
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Kilalao karatra miloko mainty misy sarina lefona lava zarana, atao hoe koa tangontsotrobe
Voambolana  5  Kilalao
Tovy hevitra  6  tangontsotrobe
Mpanahaka  7  joro, lalitra, samamena, karatra
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18